Fandriampahalemana

Anosizato Atsinanana Ny taizan’ny tompon-trano ihany no nitondra jiolahy


  • Alatsinainy 28 Martsa 2022

Lehilahy iray 19 taona no tratra namaky trano teny Anosizato Atsinanana ny 26 martsa teo tokony ho tamin' ny 4 ora hariva.

Avy nifanenjehan'ny fokonolona izy no nenjehin'ny Polisy ka tratra soamantsara. Nandritra ny fanadihadiana azy no nahafantarana fa avy namaky trano niaraka tamin'ny namany ity lehilahy ity. Lasan'ireo namany ny kojakojan-dakozia sy ny panneau solaire, batterie…. Fantatra fa olom-pantatr'ilay vaky trano sady efa nipetraka tao aminy ihany ity tratra ity ary izy no nampiditra ireo jiolahy hafa hamaky ny tranony. Nentina tao amin'ny CSP5 Mahamasina ity lehilahy voasambotra ity hanaovana fanadihadiana.
Nangonin’i Pati
Legende : Tratra niaraka tamin’ny vilany ilay lehilahy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT