Fandriampahalemana

Andranomanalina Tratra ireo jiolahy mpanendak’olona eny Isotry


  • Zoma 25 Martsa 2022

Tratra ireo roalahy ati-doha amin’ny fanendahana olona eny Isotry izay samy vao 21 taona avy. Teny Andranomanalina no tratra izy ireo omaly tokony ho tamin’ny 09 ora maraina, manakaiky ny kolejy Champagniat.

 Vehivavy roa hamonjy fodiana no niharan'ny herisetra ny 23 Martsa hariva teo raha tsiahivina. Nambanan'izy ireo ny antsy izy mirahavavy ka lasan'izy ireo tamin’izany ny zavatra teny an-tanany. Ankoatra izay dia mbola nanaovany vava sy natositosiny ihany koa ka saika naratra mihitsy. Efa betsaka moa ny fitarainan’ireo mponina eny Andranomanalina mikasika ireo lehilahy roa mampiasa antsy eny am-pandehana ireto saingy tratra ihany izy ireo nony farany.
Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT