Fandriampahalemana

Vaky trano sy fifohana rongony Sarona teny Anosipatrana i Rasta


  • Alatsinainy 28 Martsa 2022

Afa-doza ireo mponina eny amin’iny faritra Anosipatrana iny. Vokatry ny fiaraha-miasan’ny polisy sy ny andriamasom-pokonolona no nahatraran'ny Polisy an' i rasta izay hikoizana

 amin'ny famakian-trano sy firaisana tsikombakomba amin'ireo jiolahy eny amin'iny faritra iny. Nentina avy hatrany teny amin'ny paositry ny Polisy izy nanaovana fanadihadiana ary mbola nahatrarana rongony ihany koa teny aminy. Mbola eo an-dalam-pikarohana ireo jiolahy namany ny mpitandro filaminana.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT