Fandriampahalemana

Ampandrana Fonosan-drongony marobe no tratra


  • Alarobia 30 Martsa 2022

Lehilahy iray, 48 taona no nosamborin'ny Polisy miasa ao Ambohijatovo omaly 29 martsa tokony ho tamin'ny 10 ora sy sasany teny Ampandrana rehefa nitondra rongony marobe.

Fampitam-baovao avy amina olona tsara sitrapo no nahafantaran'ny Polisy ny fisian'ity lehilahy ity izay mivarotra rongony eny amin'iny faritra Ampandrana sy ny manodidina iny. Rehefa nidina teny an-toerana ireo mpitandro ny filaminana nanamarina ny vaovao dia tratra teny Ampandrana ity lehilahy ity niaraka tamin'ny fonosan-drongony miisa 60. Nentina teny amin'ny Kaomisarian'ny Polisy Ambohijatovo ity farany nanaovana fanadihadiana avy hatrany.
Pati
Legende : Ireo rongony tratra
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT