Fandriampahalemana

Mpanafika cash point Lavon’ny polisy teny Namontana ny iray


  • Alakamisy 23 Jona 2022

Tena faritra mena ny etsy Namontana. Jiolahy iray nikasa hanao fanafihana mitam-piadiana teny an-toerana indray no maty voatifitry ny polisy afak’omaly alina teny an-toerana tokony ho tamin’ny 10 ora sy sasany.

Lavo teo noho eo ity jiolahy ity izay marihina fa nahitana basy vita gasy niaraka amin'ny bala tany aminy raha tafatsoaka kosa ny namany . Efa tsy zoviana amin'ireo olona mipetraka eny an-toerana intsony moa ity Jiolahy ity ary malaza amin'ny fanafihana cash-point. Voatonona ho isan'ireo nanao fanafihana tetsy Ambodifilao ihany koa ny tenany.
Pati
Legende : Ity ilay jiolahy lavo !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT