Fandriampahalemana

Fanafihana kamiao tany Antanimora Androy Jiolahy iray no matin’ny fokonolona


  • Alarobia 30 Novambra 2022

Kamiao lehibe iray marika Renault premium no fantatra fa nisy nanafika niaraka tamin’ny tifitra sy tora-bato tao amin'ny tsenan'ny kaominina ambanivohitra Andrañanivo afak’omaly alatsinainy folakandro.

Ana mpandraharaha iray antsoina hoe :Mahitasoa Christophe monina ao Antanimora-Androy ity kamiao lehibe iray ity. Nisy ny fifandonana tamin’ireo mpanafika niarahan’ny fokonolona nandritra izany nahafahana nanavotra io mpandraharaha io sy ny fananany. Vokany , olona iray no namoy ny ainy tamin’ireo mpanafika raha iray hafa ihany koa azo sambo-belona. Tsy nisy kosa ny aina nafoy teo amin’ireo voatafika. Tsy nisy ny entana very.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay fiara voatafika
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT