Fandriampahalemana

ANOSIALA Voatifitra teo am-pianihana tamboho ilay jiolahy


  • Alatsinainy 19 Desambra 2022

Efa tena henjana ny jiolahy amin’izao. Tsy manaiky lembenana intsony izy ireny fa mampiasa fitaovam-piadiana mahery vaika toy ny basy ihany koa ka sahy mitandroka mpitandro ny filaminana mihitsy.

Jiolahy roa nihanina tambohon’olona tao Andranomanga kaominina Anosiala ny faran’ny herinandro teo no nahasahy nitifitra zandary rehefa tazana lavitra ka voatifitra avy hatrany rehefa namaly ny mpitandro filaminana no sady nanenjika. Lavo ireo jiolahy ireo ka rehefa nosavaina dia nahatrarana basy vita gasy, famaky kely ary bala teny amin'izy ireo. Raha araka ny fantatra moa dia efa mivezivezy mijery ireo toeram-pivarotan’enta-madinika tao Anosiala izy ireo talohan’izao nihanihany tambohon’olona izao.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT