Fandriampahalemana

Fikaonandoha mikasika ny fandriampahalemana “Miantso ny raiamandreny ara-drazana handray andraikitra”


  • Alatsinainy 19 Desambra 2022

Kolikoly no mihanaka eo amin'ny fitondrana, hoy ny lehiben'ny Fianakaviamben'ny mpanjaka eto Madagasikara, Ndriana Rabarioelina.

Ireo fifidianana feno hosoka sy halabato, hoy izy. Manoloana ireny sy ny tsy fanajana ny zon'olombelona, ny tsy fanajana ny soatoavina malagasy, ny tsy fandriampahalemana, ny fanaovana tantely afa-drakotra ny harem-pirenena, ny famotehana ny tontolo iainana ary ny fijaliana sy ny fahantran'ny 81,6% ny vahoaka malagasy dia nisy ny vahaolana nivoitra tao anatin’ny fikaonan-doha mikasika ny fandriampahalemana eto madagasikara niarahana tamin’ny vondrona afrikanina tetsy amin’ny Novotel Ivandry farany teo. Nivoitra tamin’izany fa ho fanajana ny soatoavina malagasy dia miantso ny mpanjaka miaraka amin'ireo ampanjaka raiamandreny ara-drazana handray ny andraikitra ho famonjena ny firenena, hoy hatrany izy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT