Fandriampahalemana

Fanafihana mitam-piadiana Voatifitry ny SAG ary maty i Davida be


  • Zoma 30 Desambra 2022

Nifanandrify tamin’ilay tranga teny Behoririka , dia maty voatifitry ny polisy avy ao amin’ny SAG teny Tsiadana omaly i Davida be,

izay ambaran’ny polisy fa jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana eto an-drenivohitra. Ny herinandro lasa teo izy no nanafika tokantrano iray tetsy Behoririka ka namoy ny ainy ilay tompon-trano, hoy ny polisy. Tetsy Tsiadana no fantatra fa niafenany ary nidina teny Polisy. Niezaka ny nandositra sy nampiasa ny basy teny aminy ity olon-dratsy, ary voatery nitifitra azy ny Polisy . Vokany , naratra mafy ny tenany ary nitarika hatrany amin'ny fahafatesany .
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT