Fandriampahalemana

Andrefan'Ambohimandroso Fenoarivo Nahitana fatin-dehilahy nofatorana tamina hazo


  • Zoma 30 Desambra 2022

Lehilahy iray manodidina ny 45 taona eo ho eo toy ny nampilanjaina hazo no hita faty teny amin'ny Onin’i Sisaona Andrefan'Ambohimandroso Fenoarivo, distrikan’Atsimondrano omaly.

Toy ireny efa masamasaka ireny ny lohany sy ny endriny izay mety efa milon-drano elaela raha ny tombana. Avy hatrany dia nalefa eny amin'ny tranom-paty eny Fenoarivo moa razana koa miangavy izay manana havana tsy hita ireo tompon’andraikitra mba hanantona ny CHU Fenoarivo. Raha ny tombana hatrany dia mety ho novonoina ity Raim-pianakaviana ity dia nampilainjaina hazo mba hilentika tsy hisy mpahita. Mananjiny anefa ny olombelona ka nipoitra ihany izy rehefa ela ny ela. Mila mitandrina ny rehetra araka izany indrindra amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao izao.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT