Fandriampahalemana

TSENAN’I MAHAMASINA Voasambotra ny tovovavy iray mpanao sinto-mahery


  • Zoma 13 Janoary 2023

Vehivavy iray 18 taona no tratra teo am-panaovana sinto-mahery tao amin'ny tsenan'i Mahamasina omaly Alakamisy 12 Janoary tokony ho tamin'ny 08 ora sy sasany maraina.

Fotoana fanararaotan'ireo tontakely mpanendaka sy mpanao sinto-mahery ny andro tsena sy be olona tahaka ny tsenan'Alakamisy ao Mahamasina . Mbola be mpandalo mantsy amin’iny faritra iny vao maraina no sady hifamezivezen'ireo mpianatra sy mpiasa ary mpiantsena antony nahatrarana ity tovovavy ity. Polisy manao fisafoana manao fanamiana sivily no nahatratra azy io ambodiomby. Niaiky moa ity farany fa nanendaka sy nanao sinto-mahery tokoa.
Pati 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT