Fandriampahalemana

Mpangalatra 3 lahy tany Betafo « Biscuit » sy vovon-tsavony no saika nahafaty


  • Talata 17 Janoary 2023

Telolahy nangalatra bisikoitra, menaka baume sarabe, fanafodin'omby ary vovon-tsavony no saika matin’ny fitsaram-bahoaka tany Mahaiza sy Mahamarina, kaominina Betafo omaly.

Raha tsiahivina kely ny tantara dia nisakana vehivavy iray avy nivarotra tao Mahaiza Antamponandrindra izy telolahy ireto ny 13 janoary teo. Norobainy tamin’izany ny fananan’io vehivavy io toy ireto entana halatra nalaina voalaza etsy ambony ireto. Niara-nientana nanao fikarohana nanampy ilay vehivavy ireo mponina avy ao Mahaiza sy Mahamarina, kaominina Betafo ka tratra soamantsara izy ireo. Ho atolotra ny fitsarana rahampitso Alarobia moa izy ireo raha araka ny fantatra aorian’ny fanadihadiana hataon'ny mpitondra filaminana.
Pati
Legende : Ireto izy telolahy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT