Fandriampahalemana

Halatra lavanila maitso Lehilahy roa tratra ambodiomby tao Mahanoro


  • Alatsinainy 20 Febroary 2023

Lehilahy miisa roa 20 taona sy 57 taona no tratra nangalatra lavanila ambodiomby ny 18 febroary teo tokony ho tamin'ny 04 ora hariva tany Mahanoro.

Betsaka ny olona mitaraina any amin'ity distrika iray ity sy ny manodidina noho ny hafitsok'ireo mpangalatra. Nidina ifotony ny Polisy miasa any an-toerana nijery ny zava-misy ka izao nahatrarana ireto olon-dratsy ireto izao. Raha araka ny fantatra moa dia mahatratra 19 kg ireto lavanila tratra ireto. Noentina avy hatrany teny amin'ny Kaomisarian’ny polisy izy roalahy nanaovana fanadihadiana.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT