Fandriampahalemana

Halatra « fer rond » tany Toamasina Mpangalatra telo no mbola hifampitadiavana


  • Alatsinainy 06 Martsa 2023

Mpangalatra miisa telo no mbola hifampitadiavana ao Toamasina noho ny raharaha halatra « fer rond » omaly alahady 05 martsa.

Raha tsiahivina kely ny tantara dia lehilahy iray 38 taona no saron’ny kaomisaria foibe ao Toamasina omaly tokony ho tamin’ny 01 ora sy sasany maraina tao Anjoma. Miisa efatra izy ireo no niditra an-keriny tao an-tokontanin’olona iray ka « fer rond » 10 miisa 50 no lasan’izy ireo tamin’izany. Tafaporitsaka anefa ny telo raha vantany vao nahatazana ireo polisy nanao fisafoana ka ny iray sisa no tavela teo. Mbola tratra teny amin’ity farany avokoa ireo « fer rond » 10 miisa 34 raha efa nanjavona kosa ny 16 isa.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT