Fandriampahalemana

Anosizato Manararaotra ny fitohanan’ny fiara ireo mpanendaka


  • Alatsinainy 06 Martsa 2023

Misy hatrany ireo mpanendaka manararaotra ny fitohanana eny Anosizato isan-kariva. Ankoatra ireo mandeha moto

dia lasibatra hatrany ireo mandeha fiara indrindra fa ireo mipetraka amin’ny sisin’ny varavarankely. Raha araka ny loharanom-baovao dia tsy zaza vao amin’ity asa ratsy ity ny ankamaroan’ireo mpanendaka eny an-toerana fa efa mpamerin-keloka ny ankamaroany. Anisan’izany ireo lehilahy miisa roa voasambotry ny SAG teny an-toerana ny sabotsy 04 martsa teo tokony ho tamin’ny 10 ora sy 45 minitra mariana. Polisy manao fanamiana sivily no nahatsikaritra azy roalahy teo am-panaovana ny asa ratsiny ka noraisim-potsiny izy ireo. Hiakatra fampanoavana anio alatsinainy 06 martsa moa izy roalahy ireto taorian’ny fanadihadiana natao taminy.
Pati
Legende : Ireto izy roalahy mpanendaka efa za-draharaha tratra teny Anosizato
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT