AMBILANIBE

Jiolahy 2 mpanao fanafiana lavon’ny polisy


  • Talata 11 Jona 2024

Jiolahy miisa 02 no lavon'ny balan’ny Polisy ny omaly Alatsinainy 10 jona atoandro

rehefa nangalatra sy nampiasa fitaovam- piadiana toy ny basy sy antsy. Efa naraha- maso nandritra ny fotoana naharitra ireto jiolahy ireto ary efa maro ny olona lasibatr'izy ireo tamin'iny faritra Ambilanibe iny. Fantatra tamin'ny fanadihadiana natao fa nikononkonona fanafihana ireto jiolahy ireto omaly Alatsinainy teny an-toerana ka nametrahana vela-pandrika. Nisy ny fifandonana teo aminy sy ny polisy ka lavo tamin'izany izy roa lahy. Nahitana antsy lava iray teny amin’izy ireo. Mbola karohina kosa ireo namany hafa.
Nangonin’i Pati
Legende : Ireo jiolahy lavo !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT