• Talata 12 Desambra 2023
Fandriampahalemana.Distrikan’Andilamena Lavon’ny zandary i Thierry dahalo raindahiny

Dahalo raindahiny amin'ny halatr'omby sady mpampihorohoro vahoaka amin’ireo kaominina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Desambra 2023
Toamasina. Jiolahy roa lavon’ny polisy, roa hafa azo sambo-belona

Jiolahy roalahy no lavon 'ny Polisy miasa ao amin 'ny fitaleavam - paritry

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Oktobra 2023
FANAFIHANA TENY ANKADIKELY ILAFY. Jiolahy iray no lavon’ny balan’ny polisy

Lehilahy iray no lavon 'ny balan ' ny Polisy miasa ao amin ' ny kaomisaria foiben’ Avaradrano teny amin 'ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Septambra 2023
FANDROBANA TOERAM-PIVAROTANA. Vola 3 hetsy Ar monja no namoizany ny ainy

Jiolahy miisa 4 nitondra basy vita tanana sy fitaovam-piadiana tsotra no nandroba toeram-pivarotana iray tao amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Septambra 2023
Mihantsy mpitandro filaminana ny jiolahy. Tanànana manamboninahitra voatafika, lasa ny basy

Jiolahy am-polony no tonga handroba tao amin'ny fonenan'ny tale jeneralin'ny polisim-pirenena teo aloha ny alin'ny talata 5 septambra teo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Septambra 2023
Voarohirohy ho nangala-jaza. Saika matin’ny fokonolona ilay lehilahy

Lehilahy iray manodidina ny 35 taona teo ho eo omaly no voarohirohy ho nangala-jaza tany Tsimenatse Toliara.

Hamaky ny tohiny
FTT