Fandriampahalemana

HALATRA ZAZA TAO TOLIARA Izay vao niravona ny disadisa


  • Alakamisy 02 Febroary 2023

Izay vao niravona ny olana naterak’ilay resaka halatra zaza menavava nitranga tao amin’ny klinika Raoelson ao Toliara,

herinandro maromaro lasa izay. Nisy ny fihaonana teo amin’ny tompon’andraikitra eo anivon’ity klinika iray ity sy ny Ray aman-dRenin’ilay zaza very ary ireo tokobe telo, omaly maraina. Nisy ny fandravonana ny olana sy ny fifamelana nandritra izany narahin’ny fanazavana sy ny fitaterana ny vaovao farany mahakasika ity raharaha ity. Fantatra tamin’izany fa efa voatazona any am-ponja ireo voarohirohy izay miisa telo hatreto dia ilay Ramatoa nisandoka ho renin’ilay zaza nahatrarana azy, ilay rasazy….Mikasika ilay zaza sy ilay Reniny kosa dia salama tsara izy mianaka. Lahikely moa ilay tsy manan-tsiny raha tsiahivina. Pati
Legende : Nandritra ny fihaonana omaly !
Sary indrana

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT