Fandriampahalemana

Ambilobe Nisaoty avy eny ambony tetezana ireo jiolahy


  • Alatsinainy 09 Novambra 2020

Tratran’ny polisy miasa ao Ambilobe tamin’ny sabotsy lasa teo tokony ho tamin’ny 02 ora maraina tao amin’ny fokontany Laidama kaominina ambanivohitra Ambilobe ny tovolahy roa mpanimba fananam-bahoaka.

 

 

 Vao nahita ireo polisy izy roalahy dia nandositra. Nisaoty teo amin’ny tetezana « grand pont mahavavy » anefa izy ireo nandritra ny fifanenjehana ka naratra mafy. Avy hatrany dia nentin’ireo Polisy tany amin’ny hopitaly izy roalahym noho izany. Efa tsy misy hatahorana moa ny ain’izy ireo raha araka ny vaovao. Tsiahivina fa marobe ireo fananam-bahoaka potehin’izy ireo toy ny trano vao hamboarina.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT