Fandriampahalemana

Ambanidia Tratra ilay mpanendaka sady mpanolana


  • Talata 03 Novambra 2020

Lehilahy iray 25 taona no nosamborin’ ny polisy avy ao amin’ny boriborintany faharoa teny Ambanidia ny sabotsy teo tokony ho 12ora atoandro.

 

 Tratra teo am-panendahana mihitsy ity lehilahy ity raha araka ny fantatra ka avy hatrany dia nentina teny amin’ny Kaomisaria nanaovana fanadihadiana. Rehefa tonga tao amin’ny kaomisaria anefa izy dia nifanehitra tamina vehivavy iray izay nametraka fitoriana fa nisy nanolana. Nahita ity mpanendaka ity ilay vehivavy ka nilaza avy hatrany fa io lehilahy io no nanolana sy nanendaka azy ny sabotsy maraina lasa teo raha izy handeha hiasa iny. Natolotra ny fitsarana omaly ny lehilahy.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT