Fandriampahalemana

Ambodin’Isotry Tovovavy mpianatra nendahina lehilahy roa


  • Zoma 23 Jolay 2021

Lehilahy 02 no saron’ ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP4 Isotry teny amin’ny faritra Ambodin’Isotry ny Alarobia lasa teo raha mbola teo am-panendahana.

 Tokony ho tamin’ny 01 ora sasany tolakandro no nisehoan’ity tranga ity ka tovovavy mpianatra iray no lasibatra tamin’izany. Niantso vonjy ity farany ka polisy nanao fanamiana sivily nanao fisafoana teny amin’ny manodidina no nisambotra ireto olon-dratsy ireto. Tamin’ny fanadihadiana natao tamin’izy ireo moa dia fantatra fa vao nivoaka ny fonjan’Antanimora noho ny resaka fanolanana ny iray tamin’izy ireo. Efa tonga nametraka fitoriana moa ilay tovovavy voaendaka ity ka mitohy ny fanadihadiana azy ireo.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT