Fampianarana

Oniversiten`i Mahajanga Hatao amin`ny fomba manetriketrika ny fidiran’ny mpianatra


  • Alatsinainy 16 Novambra 2020

Anio, alatsinainy 16 novambra, dia ho tonga ao amin`ny oniversiten`i Mahajanga ny minisitry ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Profesora Assoumacou Elia Béatrice sy ireo solotenam-panjakana,

 

 

 

 ary olom-boafidy izay hiaradia aminy ho fanamarihana ny fidiran’ny mpianatra (rentrée solennelle) amin` ity taom-pianarana ity. « Tomombana tanteraka ny fikarakarana ity lanonana hanamarika ny fidiran’ny mpinatra ity » hoy Rajaofinaritra Jean Théodo, filohan` ny mpianatra mitarika ny CEUM (Collectifs des étudiants de l'Université de Mahajanga). Raha tsiahivina dia nisy ny fanadiovana faobe ny toeram-ponenany sy ny manodidina ireo mpianatra oniversiten’i Mahajanga.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT