Fampianarana

Bakalorea Antananarivo 50, 77 % ny taham-pahafahana


  • Alatsinainy 16 Novambra 2020

Nivoaka omaly alahady 15 novambra maraina ny voka-panadinana Bakalorea ho an’Antananarivo.

 

 

 50,77% ny taham-pahafahana ho an’ny bakalorea ankapobeny. Miisa 35.809 tamin’ireo mpiadina nisoratra anarana sy niatrika izany miisa 70.537 mantsy no afaka soa aman-tsara raha araka ny vaovao azo teo anivon’ny sampandraharaha nasionalin’ny fanadinana na ny DEN. Raha sokajiana isaky ny sokajy kosa dia 49,62% ny taham-pahafahana ho an’ny fanadinana Bakalorea ankapobeny raha 64,26% ho an’ny bakalorea teknika. Nirary soa sahady ho an’ireo afaka soa aman-tsara ny Ministeran’ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana siantifika raha tsy adinony ihany koa ny nirary soa ho an’ireo nanao ny tsy ambinina.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT