• Zoma 27 Aogositra 2021
Fampianarana.Fanatsarana ny kalitaon'ny fanabeazana Nanolotra « tablettes numériques» 10 051 ny OIF

Hiara-kiasa akaiky ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny OIF amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny fanabeazana. Tontosa omaly tao amin'ny biraon'ny Minisitry ny Fanabeazam-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jolay 2021
Fampianarana.Pr Sammy Gregoire Ravelonirina “Atao zinona ny fampianarana ambaratonga ambony”

Maro ny zavatra natrehin’ny Seces tato ho ato ka antony tsy dia namparesaka azy, hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra eto Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Jolay 2021
Fampianarana.Mikatso ny Oniversiten’i Toliara Tsy misy fianarana, tsy misy fanadinana

Miato tanteraka ny asa, tsy misy fianarana, tsy misy fanadinana, tsy misy “soutenance”. Izay no vokatry ny fitokonan’ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra ao amin’ny oniversite Maninday Toliara

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jona 2021
Fampianarana.Gidragidran’ny anjerimanontolo 1 maty tany Toliara, nihetsika ny tao Fianarantsoa

Nitohy ary nihamahery vaika ny grevy nataon'ny mpianatry ny oniversiten’i Maninday Toliara omaly maraina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jona 2021
Fampianarana.Famahana ny olan’ny oniversite Efa miezaka ny fitondrana, hoy ny minisitra

Nitondra fanazavana mahakasika lafin-javatra miisa 6 lehibe anaty olan’ny Oniversitem-panjakana omaly ny Pr Elia Béatrice Assoumacou,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aprily 2021
Fampianarana.Nitaky vatsim-pianarana Nahemotra ny fitsarana ireo mpianatry ny Polyteknika

Mihemotra ho amin’ny talata 11 mey 2021 eny amin’ny Fitsarana Anosy ny fotoam-pitsarana ireo mpianatry ny sekoly ambony

Hamaky ny tohiny
FTT