Fampianarana

Fanadinana Bakalorea Mpiadina 31 no tratra nitondra finday nisy valina laza adina


  • Talata 18 Jolay 2023

Nandritry ny fanatanterahana ny laza adina Filozofia omaly marainan’ny 17 jolay 2023,

raha ny fampitam-baovao voaray, dia miisa 31 ireo mpiadina Bakalorea tratra nitondra finday efa misy valin’ny laza adiny. Tao amin'ny ivontoeram-panadinana ao Befotaka avaratra, distrikan’Analalava no nisian’ity tranga ity. Andro voalohany niatrehana ity fanadinam-panjakana ity no nitrangan’izany. Hatramin’ny taranja filozofia avy no nahitana izany fikasana hanao halatra na “tentative de fraude” izany. Hanao ahoana izany ny mety ho tohiny, hoy ny fanontaniana manitikitika ireo mpanara-baovao ?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT