Fampianarana

Mpianatra Malagasy any Chine Mandalo miala sasatra eto an-tanindrazana


  • Alatsinainy 17 Jolay 2023

Tafaverina eto Madagasikara tamin’ity herinandro ity ireo mpianatra Malagasy miisa 15 nahazo vatsim-pianarana avy amin’ny orinasa CRBC ary mianatra any Chine.

Mandranto fianarana momba ny lalana sy ny tetezana any izy ireo nanomboka ny taona 2019, hoy ny fanazavana sy fampitam-baovao voaray. Maharitra 4 taona ny fianarana. Ny diplaoma « Bachelor of honor » kosa no azo rehefa vita izany. Haharitra 1 volana ny fialantsasatr’ireto mpianatra ireto eto an-tanindrazana. Hiverina any Chine hamarana ny fianarany kosa izy ireo amin’ny volana aogositra, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT