Fampianarana

Salon des Etudes Internationales Nitarina hatramin’ny rahampitso zoma


  • Alakamisy 09 Martsa 2017

Raha tokony hifarana anio Alakamisy ilay “Salon des Etudes Internationales” andiany faha-8, karakarain’ny Madajeune etsy amin’ny Carlton Anosy dia rahampitso zoma izany vao hifarana amim-pomba ôfisialy.

« Vokatry ny fandalovan’ilay rivodoza Enawo teto an-drenivohitra no antony nandraisana izany fanapahan-kevitra izany ho fiarovana ny aim-bahoaka », hoy ny mpikarakara. Toraka izany koa ny fitsinjovana ireo mpianatra vao afa-panadinana Bakalôrea ka maniry ny hanohy fianarana ny ivelany. Tsiahivina moa fa nisy ihany ny hetsika omaly tapak’andro maraina noho ny hamaroan’ireo tanora tonga nitsidika izany. Ny tapak’andro hariva kosa dia niato izany noho ny fandalovan’ny Enawo izay namakivaky ny renivohitra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • FanatsarĂ na ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT