Fampianarana

Antsiranana Faha-25 taonan’ny IST-A


  • Talata 07 Martsa 2017

Natomboka tamin’ny fanompoam-pivavahana tao amin’ny kathédrale sy ny mosquée ao Antsiranana, ny zoma lasa teo ny fanamarihana ny faha-25 taona niorenan’ny IST-A na ny « Institut Supérieur de Technologie d’Antsiranana ».

Tafiditra ao anatin’ny hetsi-pankalazana narafitra hotanterahina hatramin’ny faran’ny taona 2017 ireo hetsi-pivavahana ireo izay nomarihan’ny tale jeneralin’ity IST-A ity fa ho fanajana ny safidim-pinoana arahin’ny Malagasy no antony nisafidianana ireo toerana roa ireo.  « Carnaval » manerana ny tanànan’Antsiranana arahina fifaninanana ara-panatanjahantena handraisan’ireo mpianatra ao amin’ny kilasy famaranana ao amin’ny sekoly sy hofaranan’ny «  Une conférence-débat » no ho tohin’ny hetsika.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT