Fampianarana

FITANTANANA SY LALANA Lalam-piofanana tena mahaliana ny tanora


  • Zoma 31 Martsa 2017

Anisan’ny lalam-piofanana mbola tena mahaliana ny tanora ankehitriny ny fitantanana sy ny lalàna.

 Ho an’ny fitantanana manokana dia hahafahana mampandroso ny firenena ny fahaizana azy ka mahasarika ny tanora. Tsy very mandeha kosa izay mahay lalàna ka izay no antony hifanotofan’ny tanora aminy. Niampy 70 isa indray ireo tanora manampahaizana tafiditra ao anatin’izany eto amintsika. Mpianatra navoakan’ny sekoly ambony ISSUP izy ireo notolorana ny maripahaizana Diplômes de technicien  Superieur sy ny Licence. Omaly no nanatanterahana ny lanonana teny Ampitatafika, notronin’ny solontenan’ny minisitry ny fampianarana ambaratonga ambony.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT