• Talata 05 Aprily 2022
Fampianarana.Oniversiten’Antananarivo Mitaky ny karamany sy ireo tombotsoany ny PAT

Niditra tamin’ny fitokonana, ka nanakan-dàlana ny mpandraharaha PAT (Personnel Administratif et Technique) eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aprily 2022
Fampianarana.Fampianarana ambony tsy miankina Nisokatra ny Université privée d’Ambohidratrimo

Misokatra ankehitriny sekoly ambony Université privée d’Ambohidratrimo ka làlam-piofanana na « mention » miisa 3 no efa nahazoana « habilitation»,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Martsa 2022
Fampianarana.FANADINANA CEPE SY BEPC Itakiana 10.000 Ar ireo mpiadina any Tsiroanomandidy

Miakatra hatrany ny vola alaina amin’ireo Ray aman-dRenin’ny mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2022
Fampianarana.Mpianatry ny Politeknika nosamborina «Bourse » no notakiana, sazy mihantona 1 hetsy Ar no azo

Efa nilamindamina ny raharaha famoahana ny vatsim-pianarana mpianatra eny amin’ny anjerimanontolo, taorian’ny fitakiana mahery vaika teny amin’ny politeknika Vontovorona herinandro mahery izay ka nisy mpianatra roa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2022
Fampianarana.Minisitran’ny fanabezam-pirenena 50 miliara Ar hanatantrahana tetikasa vaovao

Nankatoavina nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly 23 martsa 2022 ny fampitam-baovao mikasika ny fangatahan'ny Minisiteran’ny fanabeazam-pirenena hampiasa ny vola natokana hanatanterahana ny NPE (Nouveaux Projets Emergents) amin'ity taona 2022 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2022
Fampianarana.ZAP Andranonahoatra Maro ireo ankizy nitsoaka an-daharana

Betsaka ireo mpianatra nitsoaka an-daharana an-tsekoly nandritra ny fandalovan’ireo karazana rivo-doza teto amintsika ho an’ny ZAP Andranonahoatra, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
FTT