- Zoma 15 Jolay 2022
Fampianarana.AKAMA 67 ha Afaka BEPC avokoa izy 7 mianadahy
Tena fahombiazana tanteraka ny an’ny AKAnin’ny MArenina etsy amin’ny 67 ha nandritra ireo fanadinam-panjakana roa notanterahin’ireo mpianatra tao aminy.
Hamaky ny tohinyTena fahombiazana tanteraka ny an’ny AKAnin’ny MArenina etsy amin’ny 67 ha nandritra ireo fanadinam-panjakana roa notanterahin’ireo mpianatra tao aminy.
Hamaky ny tohinyMaro ireo sekoly tena manararaotra amin’izao vakansy lehibe izao mba hampiakarana ny sara-pisoratan’anaran’ny mpianatra sy ny saram-pianarana fandoa isam-bolana.
Hamaky ny tohinyTontosa omaly 12 jolay 2022 ny fifaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny governemanta Indianina sy ny Fanjakana Malagasy, miompana amin’ny fampianarana ambony.
Hamaky ny tohinyNy rektoran’ny ITU Pr Olivier Robinson sy ny Pr Serge Miranda no nanasonia ny fifanaraham-piaraha-miasa Mivelatra hatrany amin’ny sehatra iraisam-pirenena hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana sy ny tolotra ho
Hamaky ny tohinyEfa madiva hirodana ny CEG ao Soamalaza, distrikan’Antsirabe II, Faritra Vakinankaratra. Hatreto raha araka ny loharanom-baovao
Hamaky ny tohinyNy fikambanana ADS na “Abattoir – dynamique – solidarité’’ nalaina tamin’ny asa iveloman’ny mponina eo Ampasika, fokontany Anosimasina, distrikan’Atsimondrano,
Hamaky ny tohiny