- Alatsinainy 20 Jona 2022
Fampianarana.ALASORA Misy sekoly tsy ara-dalàna maka vola amin’ireo raiamandreny
Tena mitady izay fomba rehetra mba hahazoam-bola mihitsy ireo mpisoloky eto amintsika amin’izao.
Hamaky ny tohinyTena mitady izay fomba rehetra mba hahazoam-bola mihitsy ireo mpisoloky eto amintsika amin’izao.
Hamaky ny tohinyNitaraina taty aminay filohan’ny mpianatra avy amin’ireo faritra ny mpianatra mpikaroka mpikambana, hoy ny fampitam-baovaon’izy ireo teny Ankatso omaly.
Hamaky ny tohinyNosokafana tamin’ny alalan’ny lanonana goavana ny 24 mey teo ny faha-45 taonan’ny CNARP (Centre National d’Application de Recherche Pharmaceutique) ivon-toeram-pikarohana momba ny fahasalamana,
Hamaky ny tohinyNisy ny fihaonana teo amin’ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa sy ireo solontenan’ny SECES manerana ny nosy raha ny tatitra nataon’ny SECES tetsy Ankatso ny alarobia teo ho
Hamaky ny tohinyHafakely ny fanaporetana mahazo ireo mpianatry ny EPP ao Befatotra, distrikan’i Sambava. Tsy mahazo mianatra toy ny mahazatra mantsy ny mpianatra ao amin’ny taona faharoa raha tsy mitondra kitay hazomainty ho an-dRamose
Hamaky ny tohinyHanao fitokonana fanairana manomboka anio ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka, sampana Antananarivo, na SECES Antananarivo,
Hamaky ny tohiny