- Zoma 29 Jolay 2022
Fampianarana.Fanavaozana ny rafi-panabeazana Ny ny 1 sy 2 aogositra izao ny fikaonan-doha nasionaly
Notanterahina omaly alakamisy 28 jolay ny fikaonan-doha nasionaly ho an’ny fanovana ny rafi-panabeazana.
Hamaky ny tohinyNotanterahina omaly alakamisy 28 jolay ny fikaonan-doha nasionaly ho an’ny fanovana ny rafi-panabeazana.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana tetsy amin’ny fonenan’ireo mpianatra etsy Ankatso II omaly ireo mpianatr’Ankatso izay nosoloin’ireo filohan’ny fikambanan’ny mpianatra amin’ireo faritra miisa 23
Hamaky ny tohinyRaikitra ilay hetsika Carrefour de la formation, des metiers et de l’emploi andiany faha-6 karakarain’ny CGM na ny Goethe Zentrum Antananarivo etsy amin’ny Alliance Francaise Andavamamba.
Hamaky ny tohiny“Mametraka tanjona hanomana tanora vanona manana vahaolana ho to nofy” no tanjon’ny Sekoly ambony ISPPS (Institut Supérieur des Paramédicaux et de Promotion de la Santé) etsy Fort Duschesne,
Hamaky ny tohinyEfa manakaiky amin’ny eny amin’ireo sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana ny vola aloa eny amin’ny sekolim-panjakana, raha ny fitarainan’ny raiamandreny mampiana-janaka ao amin’ny CEG Ambohibato Ambohimanambola omaly.
Hamaky ny tohinyNotanterahina omaly ny andro voalohany ho an’ny fanadinam-panjakana Bakalorea ankapobeny manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohiny