Fampianarana

Oniversiten’i Fianarantsoa Mitaraina ho tsy misy mpijery ireo mpianatra


  • Alakamisy 08 Septambra 2022

Mangataka sy manantena ireo Raiamandreny sy fitondrana ary ireo izay malala-tanana mba hijery akaiky izao voina

mahazo anay izao, hoy ireo mpianatra ao amin’ny Oniversiten’Andrainjato, Fianarantsoa, nitaraina mafy omaly. Mbola tsy misy ny fijerena azy ireo taorian’ny fahamaizan’ireo efitrano fianarana tany an-toerana ny faran’ny herinandro teo, hoy ny fanazavana. Simba avokoa ny fitaovam-pianarana sy ny diplaoma. Sahirana ary very fanahy mbola velona izahay manoloana izao zavatra izao koa miangavy sy mangataka fanampiana, hoy hatrany ireo mpianatra.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT