• Alatsinainy 23 Janoary 2023
Fampianarana.Filankevim-pirenen’ny SECES Handinihana ny raharaham-pirenena sy hanapahan-kevitra

Misy mpianatra lany saran-dalana mandroso sy miverina manantena hoe hianatra sa tsy hianatra indray anio,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2023
Fampianarana.Oniversity Ravelojaona “Fanamby ny hiverina ho lohany fa tsy ho rambony”

Tontosa omaly tetsy amin’ny kianjan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina, ny fanamarihana ny faha 5 taonan’ny Oniversity Ravelojaona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2023
Fampianarana.Faha 5 taonan’ny Oniversite Ravelojaona Hanome seho sy hetsika ara-koltoraly ireo mpianatra

Ho fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha 5 taona nitsanganan’ny oniversity Ravelojaona dia hisy ny hetsika maro ho tontosaina ao amin’ny kianjan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny tapak’andro marainan’ity anio ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2023
Fampianarana.Fiarovana ny zon’olombelona Ho lasa taranja ianarana eny amin’ny oniversite

Miezaka hatrany ny UNESCO manatevin-daharana amin’ny ady hatao amin’ny herisetra sy ny fiarovana ny zon’olombelona eto amintsika hahafahana mametraka ny tena fandriampahalemana marina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2023
Fampianarana.Lisea Nanisana Mbola tsy nisy nampianatra ny mpianatra omaly

Nijorojoro fotsiny teny ivelan’ny sekoly ireo mpianatry ny lisea Nanisana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2023
Fampianarana.Ranomasimbe indianina “Ny oniversite eto Madagasikara no ratsy karakara indrindra”

Miaro sy mitandrina ary mikatsaka fatratra ny firoboroboan’ny fampianarana ambony sy fikarohana ara-tsiansa ny Seces,

Hamaky ny tohiny
FTT