• Alarobia 08 Febroary 2023
Fampianarana.Lisea Andohalo Nampiato fampianarana ireo mpampianatra

Naneho firaisan-kina ireo mpampianatra ao amin'ny Lisea Andohalo eo anatrehan’ilay raharaha fahaverezana finday avo lenta i-phone 11 tao amin’ny kilasy iray,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2023
Fampianarana.Minisitry ny fanabeazam-pirenena “Diso ianao ray aman-dreny nampitondra iPhone 11 ny zanakao”

Nisy mpianatra very “téléphone iPhone 11” tany am-pianarana, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Pr Marie Michelle Sahondrarimalala. Ny diso voalohany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2023
Fampianarana.Andoniaina Alida Andrianarimahatratra “Aleo manohy fianarana rehefa azo ny bakalorea”

Mbola malalaka amin’ny sehatry ny asa ny lalam-piofanana momba ny fitaterana sy fadintseranana na “transit et douane” satria resaka varotra iraisampirenena ihany izy io,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Febroary 2023
Fampianarana.Ahiahina fanodinkodinam-bolan’ny mpampianatra Miantso fanadihadiana lalina ny SECES Antananarivo

Tsy misy tanteraka hatramin’izao ny fanatanterahana ny zo aman-kasin’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra, hoy ny filohan’ny SECES sampana Antananarivo, Pr Sammy Grégoire Ravelonirina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Janoary 2023
Fampianarana.Fanovana ny rafi-pampianarana Nankatoavin’ny HCC, mbola betsaka ny adihevitra

Nankatoavin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana, ka nekena ho mifanaraka amin’ny lalàmpanorenana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2023
Fampianarana.Fizakan-tenan’ny oniversite Manantena ny HCC handinika lalina, hoy ny SECES Antananarivo

Mbola tsy nahazoam-baovao hatreto ny mikasika ny tolo-dalana izay lany teny anivon’ny antenimiera momba ny fizakan-tenan’ny oniversite,

Hamaky ny tohiny
FTT