• Zoma 25 Novambra 2022
Fampianarana.Fampandrosoana ny firenena Namoaka mpianatra miisa 228 ny ISM Advancea

Mpianatra miisa 228 mianadahy nandrato fianarana tetsy amin’ny Institut universitaire Polytechnique de Madagascar na ISM Advancea Ambatonakanga no navoaka tamin’ny fomba ofisialy rehefa avy nianatra 2 hatramin’ny 5 taona

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Fampianarana.Fanamorana ny fampianarana ireo « Autiste » Novatsiana fitaovana ilay ivontoerana manokana eny Androhibe

Fanampiana isan-karazana toy ny fitaovana informatika maro no natolotry ny Orange Solidarité Madagascar sy ny Fondation BOA-Madagascar ho an’ny fikambanana Avana hahafahana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2022
Fampianarana.SECES Antananarivo Nanao antso avo ho an’ny mpitandro filaminana

Manoloana ny fanapahana navoakan’ny birao nasionaly sy ny biraon’ireo sampana miisa 6 manerana ny nosy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2022
Fampianarana.Pr Sammy Grégoire Ravelonirina “Misy sahala amin’ny miteny zavatra tsy azo tanterahana eto”

Lasa ankilabao sy noheverina ho tsinontsinona ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara tsiansa satria raha misy minisitera mahazo 1000 isa no mihoatra tamin’ny “poste Budgétaire” ,ny an’ny mpampianatra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2022
Fampianarana.Fanampiana ireo tsy ampy enti-manana hanohy fianarana Hiara-hiasa ny banky sy sekoly ambony tsy miankina

Tontosa ny fifanaovan-tsoniam -piaraha-miasa teo amin’ny sekoly ambony tsy miankina ESUM etsy Andavamamba sy ny NIM na ny banky malagasy “Nouvelle institution de micro finance” ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2022
Fampianarana.Oniversite tsy miankina UPRIM Notolorana loka ireo mpiasa nahavita be

Tolorana fanomezana, ampiana mba hanao ny tsara kokoa hatrany ny mpiasa iray raha tiany ny hanohizany ireo ezaka efa natombony.

Hamaky ny tohiny
FTT