• Zoma 31 Martsa 2023
Fampianarana.Olan’ny oniversite arirarira lava Rehefa tsy darohana, dia lotoina ny mpianatra…

Nihetsika indray ny mpianatra teny amin’ny Politeknika ESPA Vontovorona ny andron’ny omaly, taorian’ny 23 martsa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Martsa 2023
Fampianarana.Sakana amin’ny fihariana sy fandrosoana Ny 3%n’ny Malagasy ihany no nahita fampianarana ambony

Hatramin’ny taona 2014 no efa niarahan’ny minisiteran’ny tanora namolavola tamin’ireo tanora manerana ny distrika miisa 119 eto Madagasikara ny antsoina hoe tetikasa Fanoitra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Martsa 2023
Fampianarana.Olan’ny vatsim-pianarana Mbola ampifanojoana indray hono ny lisitra e !

Mbola tsy mety milamina ny dingana hoenti-mamoaka ny vatsim-pianaran’ny mpianatry ny oniversitem-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Martsa 2023
Fampianarana.Haifitaterana sy fadin-tseranana “Mbola malalaka ny tsenan’asa eto amintsika”

Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny Espace Fenitra By pass ny andiany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Martsa 2023
Fampianarana.Marary ny oniversite Fampiasan-kery no vahaolan’ny mpitondra hatreto

Niroso nanohy ny fitokanana indray ny mpianatry ny Sekoly ambony politeknika Vontovorona omaly 23 martsa 2023.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2023
Fampianarana.Nangotraka indray ny grevin’ny Politeknika Mifamingana ny Oniversite sy ny minisitera

Raikitra indray ny grevin’ny mpianatry ny Sekoly ambony politeknika na ny ESPA Vontovorona omaly 22 martsa.

Hamaky ny tohiny
FTT