• Talata 25 Aprily 2023
Fampianarana.Fitadiavana lalan-kizorana aorian’ny fianarana

Nifampizarana fampivelarana mahaolona ny mpianatry ny ESSVA

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aprily 2023
Fampianarana.Mpanakanto Lejim 415 Nahazo «Doctorat» momba ny haimozika

Tontosa omaly 19 aprily 2023 tao amin'ny Ecole doctorale thématiques Lettres, Humanités, et Indépendances Culturelles (EDLHIC),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aprily 2023
Fampianarana.Fandraisana ny Minisitry ny fanabeazana Itakiana 105 000 hatramin’ny 160 000Ar ireo ZAP any Diana ?

Mandeha indray ny resaka fitakiana sy fanangonam-bola hoenti-manomana ny fandraisan’ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena ao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aprily 2023
Fampianarana.Fampanantenana vaovao 2028… “Ho lasa mpiasam-panjakana ny FRAM rehetra”

Ho lasa mpiasam-panjakana avokoa ny mpampianatra FRAM hatramin’ny taona 2028, raha ny nambaran’ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena Rtoa Sahondrarimalala Marie Michelle omaly 11 aprily,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aprily 2023
Fampianarana.Mahajanga, Toamasina, Fianarantsoa Angaredona be ny grevin’ny Oniversite

Nanao angaredona ireo mpianatry ny oniversite miisa 3 omaly 03 aprily 2023 dia ny tao Mahajanga, Toamasina, ary Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aprily 2023
Fampianarana.Fanohanana ireo mararin’ny homamiadana

Namarana tetikasa miisa 2 ny mpianatry ny INSCAE

Hamaky ny tohiny
FTT