- Alakamisy 23 Martsa 2023
Fampianarana.Fandoavana ny vatsim-pianarana “Mbola tsy nahatonga ny lisitra ny oniversite”
Ny lisitra avy any amin’ny oniversite mbola tsy tonga no olana amin’ny resaka fizarana vatsim-pianarana,
Hamaky ny tohinyNy lisitra avy any amin’ny oniversite mbola tsy tonga no olana amin’ny resaka fizarana vatsim-pianarana,
Hamaky ny tohinyNamaly ny antson’ny ray aman-drenin’ny mpianatra sy ny fianakavian’ilay tale notorian’ny mpampianatra sasany ka nigadra vonjimaika eny am-ponja ny solombavambahoaka Naivo Raholdina,
Hamaky ny tohinyHiara-kiasa hanabe ireo kilonga madinika eto Antananarivo ny Alliance Française sy ny Total énergie marketing de Madagascar na ny TEMM manomboka izao.
Hamaky ny tohinyHifarana amin’ny 24 martsa ho avy izao izany hoe : afaka valo andro ny fanaterana ny antontan-taratasin’ny mpiadina rehetra amin’ny fiatrehana ny fanadinam-panjakana CEPE manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka fihaonana tamin’ny minisitera ny mpianatra ao amin’ny Politeknika, Votovorana omaly talata 14 martsa 2023.
Hamaky ny tohinyMijaly ireo mpianatra ao amin’ny EPP sy CEG Anosibe an’ala. Raha araka ny fantatra mantsy dia mandeha dia an-tongotra an-kilometatra
Hamaky ny tohiny