• Alatsinainy 18 Septambra 2023
SECES Antananarivo. “Toherina ny rahom-bava hikendrena ny ain’ireo mpitarika sendika”

Mitohy ny tolona satria tsy misy vahaolana naroson’ny fitondrana mba hahafahana miverina amin’ny fampianarana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Septambra 2023
Midangana ny vidin’ny fitaovam-pianarana. Tsy tonga saina hanampy ny fanjakana, sovohan’ny fikambanana

Hatreto tsy mbola hita taratra mihitsy izay fandraisan’andraikitry ny Fitondram-panjakana hanamaivanana ny Ray aman-dRenin’ny mpianatra amin’izao fidiran’ny mpianatra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Septambra 2023
Zaza afaka CEPE sy BEPC tao Talatamaty. Maro ny fangatahana hidirany amin’ny Sekolim-panjakana

Mafy ny mahazo ireo Ray aman-dRenin’ny mpianatra amin’ny fiatrehana ny taom-pianarana vaovao 2023-2024.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Septambra 2023
SECES Tana-Faneken’ny HCC. ny firotsahan-dRajoelina “Lasa henatra ho an’ny oniversite namolavola ny mpitsara”

Nanambara ho tsy miombon-kevitra amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC tamin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Septambra 2023
Fividianana fitaovam-pianarana faramparany. Tsy afa-po ireo mpivarotra teny amin’ny Pavillon Analakely

Tamin’ny Sabotsy teo no fotoana faramparany tena nividianan’ny Ray aman-dReny fitaovam-pianarana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Septambra 2023
FAMPIDIRANA MPIANATRA. Mety mahalany 4 hetsy Ar isaky ny zaza iray

Tena mafy ny mahazo ireo Ray aman-dReny amin’ny fiatrehana ny fidiran’ny mpianatra izay efa nanomboka tamin’ny Alatsinainy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT