Fampianarana

Fampianarana Tokony ho vakansy anio ny mpianatra


  • Talata 30 Jona 2020

Raha ny tetiandrom-pampianarana eo anivon` ny ministeran` ny fanabeazam-pirenena sy ny fampiofanana teknika, dia mifarana anio, 30 jona, ny taom-pianarana taona 2019-2020.

 

 

 

Na dia izany dia mbola manohy ny fandaharam-pampianarana ireo sekoly miankina amin` ny fanjakana maro indrindra ho an` ireo kilasy hanala fanadinam-panjakana. Hatreto aloha dia tsy mbola misy ny fanapahana ho an` ireo kilasy hafa na “classes intermédiaires”.Efa mandeha ihany anefa ny fanomezana lesona sy fanazarana enti-mody, ary mazava ho azy moa mandoa saram-pianarana hatramin’ny volana jolay ireo ray amandreny.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT