Fampianarana

Fanohizana fianarana any ivelany Ilaharana ny fakana fahazoan-dalana ao amin’ny tribonaly


  • Alakamisy 13 Aogositra 2020

Efa manomboka misokatra tsikelikely ireo sampandraharaha isan-tsokajiny eo anivon’ny Fitsarana ambaratonga voalohany etsy Anosy amin’izao taorian’ny fihibohana.

 

 

Efa maro ihany koa ireo olona mila raharaha tonga eny an-toerana toy ireo Ray aman-dReny manan-janaka tsy ampy taona handeha hanohy fianarana any ivelany…. Maka taratasy fahazoan-dalana no alehan’izy ireo eny amin’ny tribonaly izay tsy miova ny sarany hoy ireo tompon’andraikitra fa 5.000 Ar ihany. Efa betsaka izy ireo no tonga hatramin’ny alatsinainy teo raha araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra ihany. Miantso ireo mila raharaha tsy ho voarebirebin’ny mpijirika araka izany ny tompon’andraikitra. Mitondra badge hahafantarana azy ireo rahateo hoy hatrany ny fanazavana ireo mpiasan’ny tribonaly ka miavaka amin’ireo milaza ho mahalala olona sy mpanera.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT