Fampianarana

KAOMININA ALASORA Efa afaka nianarana nanomboka omaly ny CEG nandraisana ireo traboina


  • Talata 01 Febroary 2022

Nofaranana tamin’ny Alahady maraina teo ny fampiantranoana sy fandraisana an-tanana ireo traboina teny amin'ny CEG Alasora an-jatony noraisin’ny Ben’ny tanana Randriantsoa Jimmy sy ny kaominina an-tanana.

 

Na izany aza tsy nody tamin'ny tanam-polo izy ireo fa mbola nomena vatsy hiatrehana ny fiverenana amin'ny fiainana andavanandro indray. Anisan’ireny ny vary, ny siramamy, ny tsaramaso, ny tsiasia….Nodiovina sy nofendrahana fanafody ihany koa ny trano izay nitoeran'izy ireo nahafahana nandray ireo mpianatra nanomboka omaly Alatsinainy. Ho an’ny kaominina Alasora manokana dia fantatra fa vary 4033 kg, tsaramaso
2 gony, tsiasisa 14 kg sy 20 kapoaka….. niampy lela-vola 2.475.000 Ar sy kojakoja maro samihafa nahitana sceau no azon’izy ireo tamin’ireo malala-tanana nentina nanampiana ireo traboina.

 

Pati
Legende Tsy nody maina ireo traboina fa mbola notolorana fanampiana ihany !
Alasora Efa niverina nianatra ny Ceg nandraisana ireo traboina
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT