Fampianarana

Kaonfederasionin’ny Sempama “Mino izahay fa tsy hisy mpampianatra FRAM intsony”


  • Alatsinainy 20 Desambra 2021

Nametraka ho zava-dehibe ny fifampiresahana ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, hoy ny filohan’ny Kaonfederasionina sendikalin’ny Sempama,

Claude Raharivoatra, raha naneho ny heviny nandritry ny atrikasa lehibe nataon’izy ireo tetsy amin’ny Carlton Anosy ny sabotsy teo. Mino izahay, hoy izy, fa ho tratra miainga amin’izany ny tanjona mikasika ny fampandrosoana ny fanabeazana eto Madagasikara. Eo ny fametrahana ny atao hoe politikan’ny fanabeazana mamaly ny filan’ny firenena sy ny fivoarana misy eto amin’izao tontolo izao satria miaina izany isika. Mino izahay fa tsy hisy intsony aoriana kely ao izany mpampianatra FRAM izany, hoy hatrany ity kaonfederasionina ity.
J. Mirija
Legende: Ny filohan’ny kaonfederasionin’ny Sempama
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT