Fahasalamana

CHRD Anosibe an'ala Nahazo « radiographie » nomerika


  • Alakamisy 07 Aprily 2022

Manomboka amin'ny 40.000 Ar ka hatramin'ny 60.000Ar ny manao « radiographie» amin'izao eto an-drenivohitra.

 Mety mahatratra hatrany amin'ny 80.000 Ar izany any amin'ny faritra eny anivon'ireo toeram-pitsaboana tsy miankina. Anisan'ny antony nanoloran'ny fitondram-panjakana radiografia ho an'ny CHRD ao Anosibe an'ala izany omaly hahafahan'ireo olona tsy salama misitraka ny tombontsoa azo avy amin'ity fitaovana ity. Tao anatin'ny hafaliana tanteraka no nandraisan'ireo tompon'andraikitra eo anivon'ny hopitaly izany.
Pati Legende : Nandritra ny fanolorana ny fitaovana avo lenta
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT