Fahasalamana

Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka Notoloran’i Japon « ambulance » miisa 6


  • Alarobia 22 Febroary 2023

Ny fiara fitondrana marary no mbola tena olana eto amintsika. Voakasik’izany ireo faritra saro-dalana izay matetika lanjaina na entina amin’ny bao ireo vehivavy hiteraka sy ireo olona marary mafy.

Tsy vitsy ireo mamoy ny ainy eny an-dalana vokatr’izany. Mba hahafahana mamaha io olana io ary dia tonga nanolotra fiara fitondrana marary miisa 6 ho an’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny firenena Japoney omaly. Mitentim-bidy 3 tapitrisa dolara Amerikanina izany. Anisan’ny hisitraka ity fiara fitondrana marary ity moa ny distrikan’Anosibe an’ala, Ikongo.
Pati
Legende : Tena manampy betsaka amin’ny fanampiana ny marary ny fananana fiara fitondrana marary

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT