Fahasalamana

Mpitsabo nentim-paharazana “Mila mianatra 15 taona fa tsy 3 volana”


  • Alatsinainy 27 Febroary 2023

Misy fenitra ny atao hoe fitsaboana nentim-paharazana, hoy ny filohan’ny fikambanamben’ny mpitsabo nentim-paharazana na ANTM,

Josephin Andriandrainarivo, fa dia gaga amin’ilay fikambanana hoe manome fampiofanana 3 volana dia vita aho. Ilay olona miteny hampiofana tsy mpitsabo nentim-paharazana akory, hoy izy. Inona izany no hampianariny nefa izy aza tokony hampianarina? Ny zavatra teneniny “argomedical” na ivelan’ny fitsaboana nentim-paharazana daholo. Tsy fampiasa aty izany teny hoe “cancer” sy fibraoma izany. Mila mianatra, mila mizatr’asa ary mila hita hoe tena miasa sy ampy traikefa fa tsy resadresaka ambony latabatra fotsiny ny fitsaboana nentim-paharazana. 15 taona ny olona iray vao azo antoka hoe mpitsabo nentim-paharazana fa tsy 3 volana, hoy hatrany ny ANTM.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT