Fahasalamana

Danielle Holy - Fahasalamana Namoaka boky momba ny Petar Sbirkov


  • Alatsinainy 20 Febroary 2023

Naneho ny hafaliany manoloana ny fivoahan’ny boky nosoratany mitondra ny lohateny hoe « Petar Sbirkov, itinéraire d’un grand urologue-chef de service (peu) ordinaire » I Danielle Holy,

mpanoratra sady mpanao gazety. Efa azo jifaina amin’ny alalan’ny famandrihana izany, hoy izy, ary atsy ho atsy, eny amin’ireo fivarotam-boky sy tranom-boky. Eo ny fitantarana ny fintim-piainan’ity mpitsabo aretina mifandraika amin’ny fananahana na « urologue » bolgara izay manana ny maha izy azy antsoina hoe Petar Sbirkov ity fa eo koa ny fampahafantarany teboka maromaro heverina ho zava-dehibe ao anatin’ny karazana fitsaboana tahaka itony. Eo koa ny mikasika ny fomba fandrindrany ny fiainany manokana sy izany asany izany, indrindra, ny vinany hanampy an’i Madagasikara, hoy hatrany ny fanazavan’i Danielle Holy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT