• Alarobia 10 Jolay 2024
FANAOVAM-BAKSINY NY ZAZA. Nitontonganabe nanomboka tamin’ny taona 2019

Nitontonganabe ny tahan’ny fanaovam-baksiny ny zaza vao teraka ka hatramin’ny 18 taona

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2024
FANDIDIANA FO MISOKATRA-CENHOSOA. Nambara fa maimaimpoana mandritra ny 5 taona…

Hahavitana mandidy zaza miisa 4 na 5 eto Madagasikara ny saran’ny fandidiana fo misokatra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2024
CHU SSPA ANALAKELY. Olona 650 no nozahana fahasalamana maimaimpoana

Sahirana ny ankamaroan’ny Malagasy. Tsy manana fahafahana ny hitsabo tena ny 70%

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2024
VIDIM-PANAFODY ENY AMIN’NY FARMASIA. Nahitana fiakarany hatrany amin’ny 20%

Ankoatra ny kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro dia tsy mitsaha-miakatra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2024
KAOMININA ANDRANONAHOATRA. Zazalahy kely am-polony no noforaina maimaim-poana

Toy ny kaominina rehetra dia nanatanteraka famoran-jaza faobe indray ny kaominina Andranonahoatra,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2024
HOPITALIM-PANJAKANA CHU HJRA. Mifantoka amin’ny fitsaboana ny aretina mila fandidiana

Hopitaly iray mifantoka bebe kokoa amin’ny fitsaboana ny aretina mila fandidiana ny eo

Hamaky ny tohiny
FTT